Fetin’ny Noely teto an-drenivohitra : Efatra ny faty hita, 65 ny nosamborina

Asan-jiolahy, fitondrana zava-mahadomelina, fahamamoana an-dalambe, … Nahatratra hatrany amin’ny 65 ireo olona voatery nosamborin’ny pôlisy raha ny teto an-drenivohitra manokana, nandritra iny sasakalina sy ny fetin’ny noely lasa teo iny, araka ny fampitam-baovao avy eo anivon’ny pôlisim-pirenena. Tetsy andanin’izay, nisy ihany koa ny fahitana vatana mangatsiaka tetsy sy teroa, izay nampandrenesana azy ireo. Tamin’iny fety iny dia nahatratra efatra ny isan’ireo olona hita...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fetin’ny Noely teto an-drenivohitra : Efatra ny faty hita, 65 ny nosamborina