Fetin’ny pentekosta : Telo no maty, 128 nandalo hopitaly

Ny iray matin’ny aretina ary ny roa kosa razana nisy nanatitra tao amin’ny tranom-patin’ny hopitaly Hjra. Nandritry ny roa andron’ny fety dia olona 128 no nentina notsaboina teo anivon’io toerana io. Ny 33 amin’ireo dia vokatry ny lozam-pifampivoizana ary 35 hafa kosa dia ny adiady an-dalambe sy ny sakoroka tetsy sy teroa. Mazava hoazy fa nentin’ny toaka ny tena antony ary lasa mila vaniny amin’ny hafa izay mety efa mamo koa. Dia samy naratra avy eo ny sasany. Mba somary nidina...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fetin’ny pentekosta : Telo no maty, 128 nandalo hopitaly