Fiatrehana ny paska : Hametraka paikady vaovao ny ivon-toerana fitsarana fiara

Faritra iray isan’ny be mpitsidika indridra ny tananan’Antsirabe amin’ny fankalazana ny fetin’ny Paska. Mialoha, mandrintra  ary aorian’ny fety dia misy hatrany ny fepetra tsy maintsy raisin’ny mpitantana handrindrana sy handaminana ny tananan’ Antsirabe indrindra  fa ny lalam-pirenana fahafito izay tena maro mpampiasa.  Isan’ny hametraka paikady vaovao ny ivon-toerana fitsarana fiara eto Antsirabe hiatrehana ny Paska mba tsy hisy ny loza na iray aza no tanjona....
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fiatrehana ny paska : Hametraka paikady vaovao ny ivon-toerana fitsarana fiara