Fidinana an-dalambe anio : Mampitandrina ny eo anivon’ny EmmoNat

Nanomboka androany tamin’ny misasakalina ka mandrampahavita ny fandatsaham-bato no misy ilay antsoina fitoniana ao anatin’ny fifidianana (silence electorale), izay, araka ny voalazan’ny lalàna dia tsy azo hanaovana fampielezan-kevitra na fidinana an-dalambe miresaka fifidianana eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara. Omaly, nisy ny valan-dresaka ho amin’ny mpanao gazety nataon’ireo tompon’andraikitra teo anivon’ny EmmoNat omaly, tetsy amin’ny Toby Ratsimandrava.....
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fidinana an-dalambe anio : Mampitandrina ny eo anivon’ny EmmoNat