Fieferana : Folo lahy nanolana nandritry ny fanafihana

Notafihana ny tokantrano ary naolana ny vehivavy iray tao. Folo lahy no nanao fanararaotana ara-nofo ny renim-pianakaviana iray. Saika ny zanany vavy vao 12 taona aza no niharan’izany saingy mba niangavy izy ny tsy hanaovana izany mba hiarovana an-janany. Dia lasa nifatratra tany amin’ny tenany izany nony avy eo. Sady very ny harena no potika ny vatana. Izany no takaitra navelan’ireo olon-dratsy izay mbola karohina hatramin’izao. Nalaza be fa tao Ambohimangakely no nisehoan’ity...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fieferana : Folo lahy nanolana nandritry ny fanafihana