Fifaninana savika : Lehilahy iray maty voatoton’omby

Hatairana hatrany ny nahitan’ireo olona an’ilay lehilahy maty voatoton’omby nandritra ny lalao Savika, tao Ambibaka, any amin’ny kaominina ambanivohitra Andriba, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna ny andron’ny Alatsinain’ny paska teo. Raha ny fampitam-baovao voaray, dia olona iray no matin’ny omby tao anatin’ny lalao Savika, ny tokandron’io andro voalaza etsy ambony io, tokony ho tamin’ny 04 ora sy 40 minitra tany ho any. Ny Zandary sendra nanao fanaraha-maso, teny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fifaninana savika : Lehilahy iray maty voatoton’omby