Fifidianana solombavambahoaka : Miisa efatra mianadahy mianaka ireo  kandidà ao Maevatanana

Ny faha 08 Aprily 2024 no fanaterana farany ny an-tonta taratasy teny amin’ny « OVEC », hirotsahana hofidiana solombavam-bahoaka eto amin’ny taniny Repoblikan’i Madagasikara. Raha ny ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna no asian-teny dia miisa efatra mianadahy mianaka izy ireo no handray anjara mivantana amin’izany sy nanatitra dossier teny amin’ny OVEC, ka Rtoa Rasoarimalala Georgette dite Zory kely no nialoha lalana nandrotsaka ny an-tonta taratasy, izay kandida tsy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fifidianana solombavambahoaka : Miisa efatra mianadahy mianaka ireo  kandidà ao Maevatanana