Fisolokiana avo lenta : Fianakaviana tompon’andraikim-panjakana ambony teo aloha, karohina fatratra

Efa mananika ny zato tapitrisa ariary mihoatra tany ho any no efa azon’ity lehilahy mpisoloky ity tamin’ny resaka fivarotana fiara tsy misy tamin’ireo lasibatra. Nahatratra hatramin’ny 15 isa tany ho any ireto no mivondrona, nitory ity mpisoloky raindahiny ity, nampiantso mpanao gazety omaly tetsy Anosy. « Tsy vitan’ny fisolokiana no nataony taminay fa mbola niampy fandrahonana ihany, rehefa niezaka nitaky ny vola lasany izahay na nitaky ny fiara izay voalaza fa namidiny » hoy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fisolokiana avo lenta : Fianakaviana tompon’andraikim-panjakana ambony teo aloha, karohina fatratra