Fisolokiana eny an-dalambe : Mila mailo ny tsirairay, hoy ny zandary

Na dia efa betsaka aza ireo voasambotra, mbola maro ireo mpandimby ilay asa, ary tsy vitsy an’isa ihany koa ireo mbola tafaroboka ao anatin’ny haraton’izy ireo. Tsy iza izany fa ireo mpisoloky an-dalambe, ary saika ahitana azy ireo manerana ireo toerana be olona eto an-drenivohitra. Ao amin’ny tambajotra sosialin’ny zandarimariam-pirenena ao moa dia tsy mitsahatra izy ireo manentana amin’ny fahamailoan’ny tsirairay manoloana ireny karazam-pisolokiana eny an-dalambe ireny....
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fisolokiana eny an-dalambe : Mila mailo ny tsirairay, hoy ny zandary