Fitakiana fanesorana Talen’ny MSC : “Hojohonjon’olon-tokana, tsy nisy fifampierana akory”

Nivoaka ny fahanginana ny tatsambo maro eo anivon’ny MSC (Mediterranean Shipping Company) ary nanazava fa hojohonjolon-tokana na koa revirevin’olom-bitsy ny fikasàna hanaisotra ny tale iray (Drh) eo anivon’io kaompania io. “Taitra izahay raha nahita tamin’ny gaety fa omena fe-potoana 72 ora io tale io mba hialàna amin’ny asany. Tsy mbola nisy velively fivoriana na fiantsoana tantsambo MSC monina ao Toamasina nandinihana momba izany. Aminay dia olom-bitsy na olona iray monja izay...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fitakiana fanesorana Talen’ny MSC : “Hojohonjon’olon-tokana, tsy nisy fifampierana akory”