Groupe des AS de Talatamaty : Hiverina amin’ny heriny indray manomboka izao

Hanakoako eny amin’ny Food Court Aérovillage Talatamaty ny alahady ho avy izao ny sanganasan’ny GASTA toy ny « Manapi », « Sipa avy aiza ary izy ty », « Fotetaka », « Isaraka ». Isan’ny  mpiangaly mozika Rap niforona teny amin’ny Kaomina Talatamaty tamin’ny taona 1998 ny tarika Groupe des AS de Talatamaty fantatry ny maro amin’ny hoe GASTA. Efa namoaka rakintsary miisa 4 sy namokatra hira manodidina ny zato izay efa tsy zoviana amin’ny mpankafy maro na eto...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Groupe des AS de Talatamaty : Hiverina amin’ny heriny indray manomboka izao