Halatra amin’ny orinasa afak’haba : Olona folo voasambotra teny Behintsy

Ny voalohandohan’ny herinandro teo no ravn’ny polisy ny tambajotra iray mpangalatra entana tao amin’ny orinasa hiasàny teny Behitsy. Tamin’io fotoana io mantsy, rehefa nahazo vaovao ny polisy avy etsy amin’ny kaomisarian’Alasora, mahakasika ny fisiana andian’olona mampiahiahy, mamoaka an-tsokosokoso fitaovana maromaro tao amin’ny orisana afak’haba iray teny an-toerana. Nandray andraikitra avy hatrany ireo polisy ary nametraka paikady hisamborana an’ireto andian’olona...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Halatra amin’ny orinasa afak’haba : Olona folo voasambotra teny Behintsy