Halatr’omby tetsy Ambatomanga : Ny henany sisa no tra-tehaky ny zandary

« Nanantena hihinan-kena be [ilay mpangalatra] kanjo hatahorana hikepoka gagazo [ho any am-ponja]…» hoy ny filazan’ny zandary. Omaly, lehilahy iray no sarona nitondra entana nampiahiahy tao anaty fiara fitanteram-bahoaka ary voasambotry ny zandary avy etsy amin’ny zana-tobim-paritra Masindray. Henabe roa gony, nilanja teo amin’ny 90 kilao teo ho eo no nentin-dranamana, izay tsy voazavany mazava ny loharano niaviny. Nogiazana avy hatrany izany hena izany ary nentina natao...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Halatr’omby tetsy Ambatomanga : Ny henany sisa no tra-tehaky ny zandary