Hazalambo : Mbola tsy hita i Papaga mpanendaka

Hatreto aloha dia mbola tsy hita izay misy an’i Papaga. Io farany dia mpanendaka izay nandrasa ny tarehin’ny tovolahy iray tamin’ny « lame », tao anaty bus tetsy Besarety. Ny tena naha-romotra azy dia ny nahazoan’ilay olona nendahiny sary ny tarehiny ary koa ny nahafantaran’itsy voalohany fa mpanendaka izy. Vao niely ny vaovao mahakasika izay tamin’ny tambajotra sosialy dia avy hatrany dia samy nifanampy ny olona ny amin’ny famantarana azy. Ny andron’iny ihany dia efa...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Hazalambo : Mbola tsy hita i Papaga mpanendaka