Hetsika politika tetsy Ampitatafika : Nizotra am-pilaminana ny « diabe »

Tetsy Anosizato Andrefana no nifampitaona indray ireo mpanaraka ny vondron’ny kandidà ao anatin’ny hetsika fotsy, omaly. Efa tazana maraina niatrana teny an-toerana ihany koa ireo mpitandro filaminana amin’ny kamiao maromaro. Mbola mihatra hatrany mantsy ny didy navoakan’ny prefektioran’ny pôlisy, ny amin’ny tsy fahazoana mamory olona an-dalambe. Saingy na izany aza, tsy nanaparitaka ireto olona tonga marobe teny an-toerana ireo mpitandro filaminana fa niezaka nifehy azy ireo,...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Hetsika politika tetsy Ampitatafika : Nizotra am-pilaminana ny « diabe »