Ihorombe : Fiara nitondra razana nivadika, nahafaty roa hafa

Handevina ny anton-dia. Kinanjo mbola nidiran-doza ihany ny fiara izay nitondra ilay fianakaviana mana-manjo. Tsy vitan’izany aza fa mbola nisy namoy ny ainy indray koa tamin’ireo. Teo Ranohira no nitranga ny lozam-pifamoivoizana ny alahady teo, fiara tsy mataho-dàlana mitondra ny marika Mitsubishi L200 izay nitondra olona 18 no nivadibadika. Olona roa no namoy ny ainy tao anatin’izany ary tapitra naratra avokoa ny 15 ambiny. Avy any Andohanilakaka ary hizotra any Behara,...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ihorombe : Fiara nitondra razana nivadika, nahafaty roa hafa