Imerinkasinina : Nahafaty mpandeha moto indray

Niongotra hatramin’ny takela-bato « béton ». Lozam-pifamoivoizana hafa indray no nitranga teo amin’ny làlana mizotra ho any Imerinkasinina ny alarobia teo. Tokony ho tamin’ny dimy ora sy sasany no nisy moto izay nifatratra tany amin’ny takela-bato izay napetraky ny fiangonana iray eo an-toerana. « Teo ihany dia efa nanomboka tsy nahatsiaro tena ilay lehilahy tokony ho 25 taona izay nitondra ny kodiaran-droa. Nivoaka rà avokoa ny vavany sy ny sofiny. Tsy dia tany amin’ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Imerinkasinina : Nahafaty mpandeha moto indray