Isotry : Mpanendaka sy mpitsindrona heroine efa-dahy voasambotra

« Toy ny mahazatra mba hitandroana ny filaminana dia midiny eny ankianja manao fanamina sivily ny pôlisin’ny kaomisarian’ny boriborintany fahefatra manao fisafoana. Nandritra io fisafoana io indrindra no nahavoasambotra  mpanao sinto-mahery teny amin’ny manodidina ny Ambodin’Isotry sy Antohamadinika ». Toerana anisan’ny mafana amin’ny resaka tsy fandriampahalemana raha iny faritr’Isotry sy ny manodidina iny. Isan’andro isan’alina dia mametraka paik’ady hatrany ireo...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Isotry : Mpanendaka sy mpitsindrona heroine efa-dahy voasambotra