Isotry : Vehivavy roa MD, saika hanome tsolotra

Mpianaka izy roa, izany hoe ny mamany sy ny zanany vavy. Ny zanany no notazomin’ny polisy voalohany noho ny resaka fisolokiana. Mbola teo am-panaovana fanadihadiana no nipoitra ny reniny ary nanatona ny polisy. Narosony ny volabe mba hanaovana tsolotra entina hamotsorana ny zanany vavy. Tsy nahomby anefa ilay paika ary nifotitra tany amin’izy mianaka. Avy hatrany dia notazomina ilay ramatoa ary nanokafana fanadihadiana koa noho ny fanaovana kolikoly. Samy natolotra ny fampanoavana miadidy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Isotry : Vehivavy roa MD, saika hanome tsolotra