Itaosy : Mpandihy tsy an’asa, lasa nibizina rongony

Lehilahy iray 22 taona no voasambotry ny polisy misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina ny andron’ ny alarobia teo teny Itaosy. Tra-tehaka teo am-pivarotana rongony ny lehilahy, izay mpandihy amin’ny tarika, saingy rehefa tsy misy asa dia lasa mandeha mibizina rongony. Hatramin’izay ka hatramin’izao dia mbola tsy mety tapitra ity resaka ady amin’ny zava-mahadomelina mahery vaika ity. Na dia eo aza ny fisian’ireo mpibizina tra-tehaka etsy sy eroa dia mbola misy hafa hatrany...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Itaosy : Mpandihy tsy an’asa, lasa nibizina rongony