Itaosy : Mpangalatra nitsambikina avy eny ambony rihana, noraisim-potsiny

Izany ny aina ka te hanao … Tovolahy iray, handeha hangalatra, sy tra-tehaka teo am-pihaniana tranon’olona no noraisim-potsiny rehefa tsy afa-nitsoaka intsony, raha iny nianjera avy nitsambikina iny. Zava-nitranga tetsy Antanetikely, Ambanilalana Itaosy, ny alin’ny sabotsy hifoha alahady lasa teo. Raha ny fampitam-baovao azo dia nisy nahita ity farany, raha nihanika ilay trano. Tsy vita ny nihanika fotsiny ihany anefa fa efa nivonona ny hangalatra ireo vy tamin’ity trano ity mihitsy,...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Itaosy : Mpangalatra nitsambikina avy eny ambony rihana, noraisim-potsiny