Ivato : Jiolahy mpamerin-keloka voasamotra

Voaporofo indray omaly ny fahaiza-manaon’ireo zandary eo amin’ny fikarohana ireo jiolahy fanetriben’ny firenena noho ny asa ratsin’izy ireo. Mpangalatra iray, izay fantatra fa efa mpamerin-keloka ary nampihorohoro ny mponina ao amin’ny kaominina Ivato no voasambotry ny zandary ao amin’ny zana-tobim-paritra Ankadindravola omaly maraina  tokony ho tamin’ny valo ora maraina. Azo izao vokatra izao raha araka ny loharanom-baovao noho ny fiaraha-miasa teo amin’ny samy mpitandro ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ivato : Jiolahy mpamerin-keloka voasamotra