Jiolahy fetsy : Naparitany eran’ny lalana ny ampaham-bola avy nangalariny

Avy nanao ny asa ratsiny ingahirainy : nanendaka ramatoa iray ary nahazoany vola mitentina teo amin’ny roa tapitrisa ariary teo. Rafitra nanenjika azy ny olona, saingy mba ahavariana an’ireo farany dia nisy tamin’ireo ampaham-bola nalainy no naparitany eran’ny arabe. Nifarombaka ny olona haka ireo vola, izy lasa nitsoaka. Zava-nitranga tetsy Antanimena, ny andron’ny sabotsy lasa teo. Lehilahy iray, isan’ireo raindahiny amin’ny fanendahana anaty taxibe no voasambotry ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Jiolahy fetsy : Naparitany eran’ny lalana ny ampaham-bola avy nangalariny