KAOMININA FOULPOINTE : Tokony hatao ho renivohitr`i Toamasina faharoa

Isan`ny kaominina iray lehibe indrindra amin`ireo kaominna miisa 18 mandrafitra ny  distrika Toamasina II ny kaominina Mahavelona Foulpointe. Solombavambahoaka iray ihany no nisy teto hatrizay, nahatsapa ny mponina fa tsy dia tonga loatra ny hafatra tian`ny vahoaka hampitaina tao anatin`izay folo taona lasa satria tsy avy eto Foulpointe  rahateo ny solombavambahokan`ny Toamasina II fa avy amin`ny Sub Urbaine ka nampizara roa ny tanana hoy Ranaivoson Sampy Elin ben`ny tanan`ny kaominina...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de KAOMININA FOULPOINTE : Tokony hatao ho renivohitr`i Toamasina faharoa