« Lalaina zana-drano » : Tena ilaina isaky ny misy olona atelin’ny rano

Raha vao misy loza an-dranomasina na an-dranomamy dia tsy maintsy izy aloha no alehan’ny sain’ny maro voalohany. Tsy iza izany fa ilay lehilahy manana fahaizana manokana amin’ny fikarohana olona natelin’ny rano. Tsy misy tsy mahalala an’i Lalaina Zana-drano ankehitriny raha vao any amin’ny faritra atsinanana sy ny manodidina azy. Lasa mitety tanàna maro ao anatin’io faritra io mihitsy aza izy ankehitriny satria lasa be mpitady. Aleon’ny olona miantso azy amin’ny fikarohana...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de « Lalaina zana-drano » : Tena ilaina isaky ny misy olona atelin’ny rano