Lalangina Fianarantsoa : Tsy nety velona ilay fiara dia nodorany

Tsy nety velona ilay fiara dia naleony novelonina avy hatrany. Nalaza tampoka tao anatin’ny tambajotra sosialy ny sarin’ity ranamana ity, avy nandoro ny fiarany ary nivoaka tsy taitra akory niaraka tamin’ny môtô avy eo. Tranga hafakely niseho ny andron’ny voalohan’ny taona teo tao Mahatsinjo Lalanginy, tany Fianarantsoa tany. Raha ny fampitam-baovao azo dia tena nataony fanahy iniana tanteraka ny nandoro izany fiara izany Fiaran’ny rainy io fiara io, marika « Peugeot 504...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Lalangina Fianarantsoa : Tsy nety velona ilay fiara dia nodorany