Madiromirafy tampon-tanàna : Omby halatra niisa telo nentin’ny dahalo no azon’ny zandary

Ny alakamisy faha23 may 2024 teo, tokony ho tamin’ny 12 ora sy sasany mitataovovonana no nahatsikaritra dahalo telolahy nitondra omby halatra telo ny lehilahy iray antsoina hoe Iadan’i Rakôsy, izay mpamboly monina ao amin’ny tanànan’i Matsiabe, fokontan’Anjiakeky andrefana, any amin’ny kaominina ambanivohitra Madiromirafy, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna. Teo no nampilaza tamin’ny zandary tamin’ny alalan’ny antso an-tariby Iadan’i Rakôsy, rehefa tsy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Madiromirafy tampon-tanàna : Omby halatra niisa telo nentin’ny dahalo no azon’ny zandary