Maevatanàna : Mpandraharaha voatapa-tenda, niampy roa ireo voasambotra

Ankoatra ireo olona dimy efa nosamborin’ny zandary sy nadoboka am-ponja vonjimaika, dia fantatra fa niampy roa indray ireo olona voarohirohy noho ny resaka famonoana tamin’ny fomba feno habibiana mpandraharaha iray tao amin’ny kaominina Berivotra 5/5, any amin’iny distrikan’i Maevatanana iny. Izy roa lahy ireo dia fantatra fa isan’ireo tompon’antoka nandray anjara nivantana tamin’ny famonoana mihitsy, araka ny angom-baovao azo. Niaiky izany rahateo moa izy ireo, tao anatin’ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Maevatanàna : Mpandraharaha voatapa-tenda, niampy roa ireo voasambotra