Maevatanana : Tovolahy anankiroa mpanao sinto-mahery sy mpanendaka tra-tehaky ny polisy

Efa nanomboka tamin’ny fiandohan’ny taona 2024 no nandrenesana tranga fanendahana sy sinto-mahery ary fanafihana mitam-piadiana teto Maevatanàna an-tampon-tanàna, ka nampitaraina ny mponina eny amin’ny elakelan-trano eny. Ela ny ela fa nahitana vahaolana ny hetsika fampandriana fahalemana ny tany nataon’ireo polisy. Raha ny vaovao voaray hatrany teny amin’ny biraon’ny kaomisera, dia ny alahady 10 marsa 2024 teo, tokony ho tamin’ny fito ora hariva, no voasambotry ny polisy ao...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Maevatanana : Tovolahy anankiroa mpanao sinto-mahery sy mpanendaka tra-tehaky ny polisy