Mahazomà-Maevatanàna : « Receveur »n’ny paositra nadoboka am-ponja

Mihazakazaka be ny raharaha, rehefa eo am-pelatanan’ny sampana miady amin’ny kolikoly na ny PAC: Pôle Anti-corruption, makasika fisiana mpandraharaha ny paositra nanao fanodikodinam-bolam-panjakana, tao Mahazomà an-tampon-tanàna. Raha ny vaovao voaray farany hatrany, ny 22 May 2024 teo no nahazo didy fampisamborana an’i Ramatoa Flary djala Florine, tokony ho 39 taoan eo, izay mpandraharaha ny paositra na Receveur Paositra ao Mahazomà, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Mahazomà-Maevatanàna : « Receveur »n’ny paositra nadoboka am-ponja