Mahitsy : Feno vaky fasana

Ny alin’ny alahady teo no nitranga ny vaky fasana. Fasana roa no indray vaky teo Mahitsy-Bejofo, ao amin’ny distrikan’Ambohidratrimo. Raha araka ny fanazavana azo avy any an-toerana dia razana iray monja sisa no navelan’ireo olon-dratsy. Azo heverina ho razana lena ka tsy nilain’izy ireo. Fantatra koa fa tsy nionona tamin’ireo fasana roa ireo izy ireo satria noteteziny ny hafa teo amin’ny manodidina. Soa anefa fa tsy voavahan’ireo jiolahy izany ka mba tsy nisy ny razana izay...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Mahitsy : Feno vaky fasana