Mahitsy : Voasambotra ireo jiolahy nitsoaka tany Maevatanana

Ny faran’ny herinandro teo no nanaovan’ny pôlisy avy any Maevatanana bemidina tetsy Mahitsy, distrikan’Ambohidratrimo, ny andian-jiolahy maromaro, avy namita asa ratsy tao an-drenivohitr’i Betsiboka tao. Araka ny fantatra mantsy dia isan’ireo tompon’andraikitra tamin’ny halatra niseho tao Ambodimadiro, kaominina Maevatanana izy ireo ny tapatapaky ny volana febroary lasa teo. Tamin’io fotoana io, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny polisim-pirenena, dia « nitrangan’ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Mahitsy : Voasambotra ireo jiolahy nitsoaka tany Maevatanana