Mampikony : Lasa bizna mandeha ny famahanana finday

Miverin-dàlana tanteraka raha oharina amin’ny fandrosoana tokony ho izy. Noho ny tsy fisian’ny herinaratra matetika na koa noho ny delestazy lavareny dia lasa mitady vahaolana hafa ny olona mba hamahanana ny finday. Dia lasa bizna mety, indrindra ho an’ireny mampiasa « panneau solaire » ireny ny famahanana finday amin’ny herinaratra. Lasa ilaharana izany satria betsaka ny tinady. Miainga amin’ny 1000 ariary raha finday tsotsotra. Tonga hatramin’ny avo roa heny amin’izany raha...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Mampikony : Lasa bizna mandeha ny famahanana finday