Mandritsara : Mpaka an-keriny voatifitry ny pôlisy

Ny alin’ny zoma lasa teo, nisy ny fifandonana mahery vaika niseho teo amin’ireo pôlisy avy ao amin’ny kaomisarian’i Mandritsara sy olon-dratsy mpaka an-keriny. Vokany, iray tamin’ireo olon-dratsy no voatifitra, avotra soa aman-tsara kosa ny tovovavy iray teny am-pelatanan’ireto mpanao ratsy ireto. Araka ny fampitam-baovao azo, ny zoma tokony ho tamin’ny enina ora sy sasany teo no nahazo antso ny pôlisy fa nisy tranga fakàna an-keriny tany an-toerana. Tovovavy iray no...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Mandritsara : Mpaka an-keriny voatifitry ny pôlisy