Mandrosoa : Mpangalatra tsy tafavoaka tao amin’ny trano novakiany

Noraisim-potsiny ! Tovolahy iray no voasambotry ny zandary, teo am-pamakiana tranon’olona iray teny amin’iny faritra Mandrosoa Ivato iny. Tsy tafavoaka akory tao amin’ny trano novakiany ity farany dia tonga ny zandary tamin’izay fotoana izay. Raha ny fampitam-baovaon’ny zandary dia andro antoandro be nanahary no nanatanteraka ny asa ratsiny ity mpangalatra ity. Nanararaotra ny tsy fisian’ny olona tao amin’io tokatrano io ity farany, hoy hatrany izy ireo ka niditra...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Mandrosoa : Mpangalatra tsy tafavoaka tao amin’ny trano novakiany