Mantasoa : Zaza roa natelin’ny rano

Maloka tampoka ho an’ny fianakaviana iray avy any Manjakandriana ary mba nivoaka nampifaly zanaka toy ny maro, ny tany aman-danitra. Tao anatin’ny fotoana fohy dia namoy aina ny zazavavikely roa. Natelin’ny rano tao Mantasoa izy ireo ny alatsinain’ny paska teo rehefa nandeha lakana nitsidika  ny toerana. Niezaka niantso vonjy tamin’ny olona teny amin’ny sisin-drano ilay fianakaviana sao mba misy afaka milomano haingana. Na dia kopa-tànana aza no natao dia mba nisy nahita ihany...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Mantasoa : Zaza roa natelin’ny rano