Marotaolana-Maevatanàna : Kamiao tratra nitondra  » Vato Cristal sy Jaspe » milanja 700Kg

Nandritra ny sakana nataon’ny Zandary BPR Maevatanàna misahana ny lalam-pirenena fahefatra mihazo fokontany Marotaolana, kaominina Antsiafabositra, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna no nahatrarana Kamiao iray nitondra Vato Cristal milanja 500 kg sy Vato Jaspe milanja 200 kg, ny Asabotsy faha roa ny volana Febroary lasa teo, tokony tamin’ny sivy ora aliny tany ho any. Rehefa nosavaina ilay Kamiao dia hita nafenina tao anaty gony maromaro. Teo amin’ny toerana antsoina hoe...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Marotaolana-Maevatanàna : Kamiao tratra nitondra  » Vato Cristal sy Jaspe » milanja 700Kg