Masindray : Ramatoa iray nafatotra sy nofahanan’ny jiolahy vakana

Mirongatra ny asan-jiolahy na eto an-drenivohitra indrindra ny any amin’ny manodidina raha ny zavatra hita tao anatin’ny andro vitsivitsy izay. Ny alatsinainy teo, trano iray eny Ivoara Masindray no notafihana jiolahy miisa telo misarontava. Araka ny vaovao voaray, tokony ho tamin’ny 11 ora atoandro teo no tafiditra an-keriny tao amin’ilay tokantrano iray ireo jiolahy ireo. Vehivavy iray 26 taona no tao an-trano tratran’izy ireo tao. Voalaza fa nofatorana avy hatrany izy io ary...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Masindray : Ramatoa iray nafatotra sy nofahanan’ny jiolahy vakana