Miandrarivo Ambanidia : Mirongatra ny vaki-trano, mitaza-potsiny ny mpitandro ny filaminanana

Mihorohoro ireo mponina eny amin’iny faritra Miandrarivo Ambanidia noho ny firongatry ny tsy fandriam-pahalemana miseho eny antoerna tato ato. Manjaka ny vaki-trano, manginy fotsiny ny asa fanendahana  ataon’ireo tsy mataho-tody mihatra amin’ireo mponna ao amin’ity fokontany ao amin’ny boriborin-tany faha-2, kaominina Antananarivo Renivohitra ity. Toa efa voahomana Raha tsorina dia nirongatra izay tsy izy ny fandrobana sy fanafihana toeram-pivarotana tao amn’iry fokontany...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Miandrarivo Ambanidia : Mirongatra ny vaki-trano, mitaza-potsiny ny mpitandro ny filaminanana