Miaramila sandoka : Voasambotra ireo mpamatsy fanamiana sy galona

Nahafeno fiara iray mihitsy ireo karazam-panamian’ny mpitandro filaminana hita tao amin’ireto mpanjaitra ireto. Fanamian’ny mpitandro filaminana amin’ny « paquet » maromaro mihitsy no sarona tao amin’ireto olona ireto. Tazana tao anatin’ireto ireo karazany rehetra fentin’ireto mpitandro filaminana. Manomboka any ny « Képi » sy « Beret » ka hatrany amin’ny galona isan-karazany. Izy ireto, raha ny fampahafantarana nataon’ny zandary, no mpamatsy ilay miaramila...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Miaramila sandoka : Voasambotra ireo mpamatsy fanamiana sy galona