Miarinarivo : Tanimbolin-drongony saron’ny zandary

Anankiroa no tompon’ny tany, ary ny mahazendana kely ihany dia efa samy nahazo taona sy voky andro avokoa izy ireo satria ny zokiny indrindra dia efa mananiky ny 70 taona. Tsy legioma sy anana no nimatimatesan’izy ireo fa voly … rongony ! Tranga niseho tao Falimanarivo, ao amin’ny kaominina Manazary, distrikan’i Miarinarivo Itasy. Araka ny fampahafantarana nataon’ny zandary dia rongony nahatratra hatrany amin’ny 120 fototra no hita teo an-tanimbolin’izy roa lahy mianaka ireto....
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Miarinarivo : Tanimbolin-drongony saron’ny zandary