Mickaelys Kamy : Hiakatra Fampanoavana anio ao Toamasina

Indroa nohadihadiana teny amin’ny zandary tao anatin’ny herinandro. Izany hoe nahazo fitoriana roa samihafa tao anatin’ny fotoana fohy. Izany no niainan’i Ndiamahazo Kamy Mickaelys ny herinandro lasa teo. Io farany izay mpisintona lakolosy fanairana tena arahin’ny maro ao Toamasina, no sady mpanao gazety ihany koa. Afaka nody hatrany i Kamy rehefa vita ny fihainoana azy, na mahakasika ny raharaha ady tany izany, satria notoriana izy ho nanala-baràka ampahibemaso rehefa nizara ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Mickaelys Kamy : Hiakatra Fampanoavana anio ao Toamasina