Moron-dranomasin’ny hopitaly be : Mpanjono roa lahy rendrika, iray maty…

Nitrangana loza an-dranomasina teo akaikin’ny moron-dranomasin’ny hopitaly be Analakininina Toamasina. Mpanjono roa lahy namindra lakana no tra-doza teny ambony rano, rah any fanazavan’ny fianakaviany dia tsy andeha hanjono ireto roa lahy rendrika ireto ny tolakandro io, fa haka lakana avy teny amin’ny moron-dranomasina akaiky ny tobin’ny zandary; lakana no afindra teny akaiky ny tetezana hopitaly be. Raha ny nambara dia teny an-dalana dia nanana olana ilay lakana satria vaky be sy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Moron-dranomasin’ny hopitaly be : Mpanjono roa lahy rendrika, iray maty…