Morondava : Botry navarin’ny andro ratsy, tafakatra fito ny maty

Taorian’ny andro ratsy tampoka, namely ny moron-dranomasin’i Morondava ny andron’ny alahady sy alatsinainy teo, ka niteraka fihilanan’ny botry iray, handeha hiditra ny seranan-tsambo, dia fantatra fa efa nitombo hatrany amin’ny fito ny isan’ireo namoy ny ainy, loza mahatsiravina nitranga ny andron’ny alatsinainy hariva teo. Araka ny angom-baovao azo avy any an-toerana dia mbola misy olona roa, lehilahy iray sy vehivavy, no tsy mbola hita hatreto. Nisy telo tamin’ireo olona teo...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Morondava : Botry navarin’ny andro ratsy, tafakatra fito ny maty