Mpandraharaha novonoina tao Maevatanana : Andrasana ny hiakaran’ny raharaha eo anivon’ny Fampanoavana

Hatreto dia mbola tsy niakatra Fampanoavana hatrany ireo olona 5 voarohirohy tamin’ilay raharaha famonoana  mpandraharaha mpanangom-bokatra antsoina hoe Andriatsaramahazo Mamiharrisoa Dina, niseho tany amin’ny distrikan’i Maevatanàna. Mbola tazonina eo anivon’ny zandary harany oreto olona ireto na dia efa vita aza ny famontorana...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Mpandraharaha novonoina tao Maevatanana : Andrasana ny hiakaran’ny raharaha eo anivon’ny Fampanoavana