Mpianaka nisy namono : Nosamborina ny vadiny sy ny mpiasany

Olona telo no efa tazomin’ny zandary ary nanokafana fanadihadiana amin’izao fotoana. Izany dia mahakasika ilay famonoana renim-pianakaviana sy ny zanany lahikely telo taona sy tapany. Ny vadiny no nosamborina voalohany ary koa ny mpiasa lahy iray sy irakiraka iray. Ireo no ahiana mafy ho tompon’antoka tamin’ny famonoana azy mianaka. Raha tsiahivina dia nilaza ho tsy tao ilay raim-pianakaviana fa nisy dia nalehany tamin’ny alin’ny asabotsy hifoha alahady izay nitrangan’ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar