Olona voasambotra tao Maevatanàna : Nitonona ho havan’ny Praiministra ary nikasa hanao kolikoly tamin’ny zandary

Fisandohana anarana sy taratasim-piara tsy ara-dalàna niampy fikasana hanao kolikoly no hita nandritra ny fisavana nataon’ny zandary. Ny andron’ny alakamisy faha 14 marsa 2024 teo no nanatanteraka ny asany amin’ny fiandrasana ny lalam-pirenena, ireo zandary avy ao amin’ny BPR: « Brigade Police de la Route Maevatanàna », teny amin’ny tanàna atao hoe: Marokoloy, kaominina ambanivohitra Antsiafabositra, ato antin’ny disitrakan’ i Maevatanàna, ka fiara roa (02) mitondra...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Olona voasambotra tao Maevatanàna : Nitonona ho havan’ny Praiministra ary nikasa hanao kolikoly tamin’ny zandary