Ombay mitady : Fito andro tsy hita Ralekatoto

Tsy hita nanomboka ny andron’ny 21 desambra lasa teo Raheriarisera Jean Donné, fantatry ny maro amin’ny anarana hoe «  Ralekatoto », 27 taona, ary monina ao Manjakaray II D. Raha ny filazan’ireo nahafantatra azy dia teny amin’iny faritra manodidina ny Tsenan’Andravoahangy iny no nahitana azy farany, ary tsy hita tany nanjavonana intsony taorian’izay. Akanjo ambony fotsy misy capuchon ary pataloa fohy no nanaovany tamin’io fotoana io. Marihina fa tsy dia salama saina loatra...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ombay mitady : Fito andro tsy hita Ralekatoto