Oniversiten’i Toamasina : Mitokona ireo mpianatra fitantanana M1 sy M2

Mitaraina ka nitokona ireo mpianatra eo anivon’ny sampam-pianarana fitantanana “mention M1 sy M2”. Ny fototry ny olana eo amin’ny mpianatra sy ireo mpanabe amin’ny resaka naoty, izay nanoratan’ireo mpianatra sora-baventy hoe “tsy ekena ny vokatra be kolikoly”, noho ity naoty ity misy hosoka araka ny nambaran’ireo mpianatra. Raha ny zava-misy araka ny voalazan’ny mpianatra ao amin’ny “cycle Master”, dia fanadinana tokana no atao ka raha latsaky ny isa 05 ny naoty, na...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Oniversiten’i Toamasina : Mitokona ireo mpianatra fitantanana M1 sy M2