Menaka hosoka tratra tao Tanambao I : Misy akom-baovao hafa voarain’ny mpanao gazety…
Nanaitra ny maro ny serasera nataon’ny orinasa Hita momba ilay menaka hosoka tratran’ny zandary tao Tanambao I efatrandro lasa izay. Vokatr’izany dia nahazo vaovao hafa indray ny mpanao gazety taorian’ izany, noho ny zavatra nisy nandritra...